|
|
|
|

Entrée1  fampisehoana
Radical  2  seho
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  présentation, représentation [1.13]
Exemples  5  Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy. [2.245]
6  Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany. [2.332]
Mots composés 
Titres  8  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)

Mis à jour le 2023/08/15