|
|
|
|

Entrée1  fampifandimbiasam-boly
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany [1.13]
Explications en français  4  assolement, rotation de cultures [1.13]
Vocabulaire  5  Economie: agriculture
Synonymes  6  fanolosoloana ny voly

Mis à jour le 2022/01/15