Entrée | 1 fampiasana |
Radical | 2 asa |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en français |
4 [1.13] utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une) |
Exemples |
5 Efa natombokao ny fianarana sy ny fampiasana ny sorabe. [2.528] 6 Ny fepetra hafa fampiasana io zo io dia feran' ny lalàna. [1.320] 7 Mandeha eo avokoa ny fampiasana sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka. [2.643] |
Mots composés |
|
Titres | 17 Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely (Fanjakana Malagasy) |
Mis à jour le 2024/12/11 |