Entrée | 1 famongorana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara |
Explications en français |
4 [1.3#185] Action de ruiner, d’exterminer |
Exemples |
5 [1.384#] Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo. 6 [2.895#] Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. |
Radical | 7 fongotra |
Anagrammes | 8 famongorana, manafongora, nofarangoam |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |