Entrée | 1 famokisana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony |
Explications en français |
4 [1.3#849] L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen |
Exemples |
5 [2.996#] Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona; |
Radical | 6 voky |
Anagrammes | 7 famokisana, nifamosaka, nisakafoam |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |