|
|
|
|

Entrée (1/3)1  famoaka
Radical  2  voaka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba entina mamoaka [1.1]
Explications en français  5  ce qu'on peut faire sortir, montrer, manière de montrer [1.3#843]
Mots composés 

Entrée (2/3)7  famoaka
Radical  8  voaka
Partie du discours  9  adjectif
Explications en malgache  10  Azo avoaka [1.1]
Exemples  11  Tsy famoaka any ivelany izany. [2.472#]

Entrée (3/3)12  famoaka
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  Bibikely ampidirina amin' ny lavaky ny angely mba hamoaka sy hihantsy azy hivoaka hampiadina [1.1]
Explications en anglais  15  Any insect used in ferreting out the antsiondahy from its hole. [1.2]
Vocabulaire  16  Zoologie: invertébrés

Anagrammes  17  afaokam, amafako, famaoka, famoaka, mafoaka, maka afo

Mis à jour le 2022/11/13