Entrée | 1 famiravirana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay |
Radical | 4 viravira |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |