|
|
|
|

Entrée1  famiravirana (viravira)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
4  Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
5  Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05