Entrée | famindrana (findra) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [1.1] | ||||
Explications en français | Transfert, déplacement [1.13] | ||||
Mots composés |
| ||||
Anagrammes | famindrana, findramana |
Mis à jour le 2023/08/19 |
![]() |