|
|
|
|

Entrée1  faminany
Radical  2  vinany
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina maminany
Azo vinanìna
Exemples  5  Tiako ny ho namaly azy hoe : "Mba vinanio» kanefa hataony ahoana moa ny ho faminany fa ilaina ny tady maromaro hamatorana entana ho entina any Mahajanga. [2.356#]

Anagrammes  6  faminany, fanimina, fimaniña, mifañiña, mifañina

Mis à jour le 2025/02/08