Entrée | 1 fametraka |
Radical | 2 petraka |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mametraka Azo apetraka |
Explications en français |
5 [1.3#484] Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer |
Exemples |
6 Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara. [2.245#] 7 Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina? [1.369#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |