Entrée | 1 fametahana |
Radical | 2 petaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fandraiketana (sary, taratasy...) amin' ny rindrina..., fanditiana |
Explications en français |
5 [1.13] pose |
Exemples |
6 Tsy inona izany fitsaboana izany, fa fametahana taila. [2.472#] 7 Ary ny mitohy temitra dia ny fametahana temitra vaovao amin' ny trano hanaovana ny famorana ny Zanakandriana. [2.508#] |
Vocabulaire |
8 Technique |
Mots composés |
|
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |