Entrée | 1 fameperana |
Radical | 2 pepetra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanafatrafarana, fandidiana: Tsy mitsahatra ny fameperan-dreniny an' ireo voalavo kely roa lahy mba tsy hivoaboaka |
Explications en français |
5 [1.3#483] La recommandation, l’injonction, la commission |
Exemples |
6 Raisin' ny Fanjakana ho adidy ny fandraisana ny fepetra ilaina amin' ny fampandrosoana ara-tsaina ny isam-batan' olona ka tsy misy fameperana afa-tsy ny fahaizan' ny tsirairay. [1.320#] |
Mis à jour le 2024/12/11 |