|
|
|
|

Entrée1  fambolena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay
Explications en français  4  [1.13] agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de)
5  [1.196] action de planter, de cultiver
Exemples  6  [2.332#27] Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
7  [2.117#105] Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena.
Vocabulaire  8  Economie: agriculture
Radical  9  voly
Mots composés 
Article  13  Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Mis à jour le 2024/12/11