|
|
|
|

Entrée1  famavany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny tonon' ny taolana na zavamaniry
4  [2.285] Faritra ihaonan' ny taolana anankiroa eo amin' ny tena
Explications en anglais  5  [1.2] A joint, the articulation of the limbs.
Explications en français  6  [1.3#141] Les articulations, les joints, les noeuds des tiges
Exemples  7  Izy no itomboan' ny tena rehetra, izay velomina sy ampiraisina tsara amin' ny famavany sy ny hozatra, araka ny fampitomboan' Andriamanitra. [2.996#]
Vocabulaire  8  Biologie
9  Botanique: (en général)
Mots composés 
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot famavany

Mis à jour le 2024/12/26