|
|
|
|

Entrée1  famankonana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona
Explications en français  4  [1.13] corroyage
Exemples  5  [2.366#185] Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo.
6  [2.356#123] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
Vocabulaire  7  Technique
Radical  8  vankona
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11