Entrée | 1 famahoahana |
Radical | 2 vahoaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo 5 Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana [1.1] |
Mis à jour le 2023/01/05 |