Entrée | 1 famafazana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina |
Explications en français |
4 [1.13] semailles |
Vocabulaire |
5 Economie: agriculture |
Radical | 6 fafy |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |