Entrée | 1 fakana |
Radical | 2 aka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay Fiantsoana: Fakana miaramila |
Explications en français |
5 [1.3#13] L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend |
Exemples |
6 Antsikely hataoko fakana vilom-bitro, hoy aho. [2.117#] 7 Amin' io nosy io ihany koa, hono, no fakana orana. [2.471#] 8 Ahitana fifandirana koa matetika eny amin' ny toerana fakana rano; [1.519#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot fakana |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |