Entrée | 1 fahita |
Radical | 2 hita |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny |
Explications en français |
5 [1.3#251] Ce qui se voit habituellement, manière de trouver |
Exemples |
6 [2.499#] Zavatra tsy mba fahita loatra atý amintsika io. 7 [2.285#] Aizina no fanoratra mahazatra sy fahita matetika. 8 [2.4#] Sahalahala amin' izao ihany no fahita any aminay. |
Mots composés |
|
Titres |
Anagrammes | 14 fahita, fitaha, hafita, hatafy, hatifa, hitafa, tafiha, tahafi |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |