|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fahenina
Radical  2  enina
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1]
Explications en anglais  5  the sixth [1.2]
Explications en français  6  sixème [1.3]
Exemples  7  Izaho no fahenina ary i Doda no farany. [2.4]
8  Tamin' ny marainan' ny andro fahenina aho vao niditra fitsarana. [2.643]
9  Be ny malahelo tsy mahatakatra fahenina, fa tapa-pahenina no takany, fahatelom-pahenina no takany. [2.298#]
Autres orthographes  10  fahaenina
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot fahenina

Entrée (2/2)13  fahenina
Radical  14  enina
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16  six brasses [1.3]
Vocabulaire  17  Espace

Anagrammes  18  fahenina, fihenana

Mis à jour le 2023/02/26