Entrée | 1 fahatoranana |
Radical | 2 torana |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety |
Explications en français |
5 [1.13] évanouissement, perte de connaissance |
Exemples |
6 Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472#] 7 Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4#] |
Anagrammes | 8 |
Mis à jour le 2025/01/21 |