|
|
|
|

Entrée1  fahatezana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra
4  [1.13] faharetana ela
Explications en français  5  [1.13] durabilité
Radical  6  teza
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11