|
|
|
|

Entrée1  fahasondrianana
Radical  2  sondriana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Havarianana, harenohana
Explications en français  5  [1.3#629] Le ravissement, la distraction
Exemples  6  [2.59#] Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody.
Synonymes  7  hasondrianana

Mis à jour le 2024/12/11