|
|
|
|

Entrée1  faharoa
Radical  2  roa
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Mitana ny laharana manarakaraka ny voalohany: Ny février no volana faharoa amin' ny taona [1.1]
Explications en français  5  deuxième, second, seconde [1.3]
Exemples  6  Izay vao nanatona ilay faharoa. [2.4]
7  faharoa : misy sambo hitondranao azy ve? [2.471]
8  Nandefa tafika faharoa Andrianampoinimerina. [2.508]
9  Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa; [2.314]
Mots composés 
Titres  19  Fahatsiarovana ny fahazato taonan' ny namonoana an-dRafaralahy Andriamazoto : Martiora malagasy faharoa 1838-1938 (Rabary Jean-Joseph)
20  Fasana faharoa (Rabearivelo Jean-Joseph)
21  Fasana iray faharoa (Andriamalala Emilson Daniel)

Anagrammes  22  afaharo, ahafaro, faharoa, foahara

Mis à jour le 2023/06/19