Entrée (1/2) | 1 faharivo (rivo) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Toetran' ny rano tsy lalina [1.1] |
Synonymes | 4 harivo |
Entrée (2/2) | 5 faharivo (arivo) |
Partie du discours | 6 adjectif |
Explications en français |
7 millième: Faharivo izy (Il est le millième) [1.4.fr#522] |
Exemples |
8 ary amin' izay tia ahy sy mitandrina ny didiko kosa, mamindra fo hatramin' ny taranaka faharivo. [2.996#] |
Mis à jour le 2023/01/06 |