Entrée | 1 faharazana |
Radical | 2 razana |
Mots élémentaires | 3 faha, razana |
Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
5 Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1] |
Explications en anglais |
6 In ancestral times [1.2#146] |
Explications en français |
7 du temps des ancêtres [1.3#136] |
Exemples |
8 Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [2.113] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 13 faharazana, fahazarana, hafa razana |
Mis à jour le 2024/08/15 |