|
|
|
|

Entrée1  fahamaotonana
Radical  2  maotona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Hatsaram-panahy mampitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika, tsy ho hafahafa, maha-te hanaja. Hatsaram-panahy fatra-pitandrina tsy hanaofihetsika jefijefy: Ny fahamaotonana no ravaky ny zazavavy voalohany [1.1]
Exemples  5  Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra [2.296#]
6  ho an' ny mpanjaka sy ho an' ny manam-pahefana rehetra, mba hiainantsika amim-piadanana sy fandriam-pahalemana, amim-panajana an' Andriamanitra sy fahamaotonana tanteraka. [2.996#]

Mis à jour le 2023/01/06