|
|
|
|

Entrée1  fahamaotona (maotona)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Toetran' ny olona maotona, tsy mipelipelika, tsy taitaitra, tony tsara, tsy mandrivotra (andro): Ny hamaoton' ny andro [1.1]
Synonymes  4  hamaotona

Anagrammes  5  fahamaotona, mahafotoana

Mis à jour le 2023/01/05