|
|
|
|

Entrée 1  fahamaotinana
Radical  2 maotina
Partie du discours  3  nom
Morphologie 
4  Simple :
5  Préfixée :
Exemples  6  Mbola nanan-tombo aza izy tamin' ny fahalemem-panahy sy ny fahamaotinana. [2.643#104]
7  Miditra amin' ny fahamaotinana ny tovolahy ka mitsiry fanahy hafahafa, tsy voazavan' ny tsy ampy fahalalana toa azy tantsaha. [2.470#123]

Mis à jour le 2026/04/19