|
|
|
|

Entrée1  fahamalina
Radical  2  malina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy
Synonymes  5  hamalina

Anagrammes  6 

Mis à jour le 2025/01/21