Entrée | 1 fadiny |
Partie du discours | 2 nom fady et pronom |
Explications en malgache |
3 Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1] |
Explications en anglais |
4 [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2] |
Exemples |
5 Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293#] 6 Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649#] |
Anagrammes | 7 fadiny, fanidy, finday |
Mis à jour le 2023/10/16 |