Entrée | 1 eseka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena |
Explications en anglais |
4 [3.1] chess 5 [3.1] échec |
Vocabulaire |
6 Jeu |
Anagrammes | 7 akese, eseka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |