|
|
|
|

Entrée 1  endahina
Radical  2 endaka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy [1.508]
8  nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako [2.996#26.5.7]
9  endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo [2.117#121]
10  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray [2.472#21]

Mis à jour le 2026/04/19