Entrée | 1 -drery |
Partie du discours | 2 forme morphologique de irery |
Exemples |
3 Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4#96] 4 isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [2.245#57] 5 ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [2.996] 6 Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [2.272#245] |
Anagrammes | 7 |
Mis à jour le 2025/01/21 |