Entrée | 1 dontoina |
Radical | 2 donto |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 dontoina, notodina |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |