|
|
|
|

Entrée1  dongon-tany
Radical  2  dongona, tany
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny fasana:
Ao ambany
dongon-tany,
ao anaty
vatam-paty
misy reny
tsy miteny,
hatry ny ela
no tavela

(Eliza Freda)

Mis à jour le 2024/12/07