Entrée (1/2) | 1 dongona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana. 4 [1.13] vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra |
Explications en français |
5 [1.19] [Tankarana]
bosses du terrain. 6 [1.13] lave solidifiée |
Vocabulaire |
7 Géologie |
Analogues | 8 dongontany |
Entrée (2/2) | 9 dongona |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 [1.13] came |
Vocabulaire |
12 Technique |
Anagrammes | 13 |
Mis à jour le 2025/01/21 |