Entrée | 1 donaina |
Radical | 2 dona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [1.1] |
Explications en français |
5 qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [1.3] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 adonany, anadino, andaino, andanio, andoany, Andoany, anindao, anodian, anodina, aondany, daninao, dinanao, doanany, donaina, idonana, iondana, nanadio, nanodia, naodina, nodaina, nodiana |
Mis à jour le 2020/07/31 |