Entrée | 1 dinam-pokonolona |
Mots élémentaires | 2 dina, fokonolona |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] lalàna amam-pitsipika nifaneken' ny fokonolona fa harahina. (Natao am-bava fotsiny taloha fa nampiarahina tamin' ny fianianana na velirano ny dinam-pokonolona; taty aoriana vao natao an-tsoratra ireo lalàna ireo ka nomena anarana hoe fanekem-pokonolona izy tamin' izay |
Mis à jour le 2024/12/07 |