|
|
|
|

Entrée1  dimbinantsy
Radical  2  dimby, antsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ahitra na anana izay maniry eo amin' ny tahony efa nakana na nanapahana. (Matetika no tapahina amin' ny antsy ny anamamy toy izany ka izany no nahatonga ny anaran' io karazan' anamamy io hoe: anamamy dimbin' antsy) [1.1]
Explications en anglais  5  [dimbin-antsy] the after-crop growing up of itself; lit. that which is after the sickle. See kolokolo [1.2]
Explications en français  6  [dimbin' antsy] (de dimby : repousse, regain, et antsy : le couteau). Regain ; seconde récolte après la moisson du riz faite au couteau ; se dit aussi pour certains légumes verts dont on coupe périodiquement les feuilles, notamment Solanum nigrum L. (voir anamamy). [1.196]
Vocabulaire  7  Botanique: herbe
Analogues  8  dimbintanana, kolokolo
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31