|
|
|
|

Entrée1  difiteria
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] [fr. diphtérie] Aretin' ny ankizy indrindra, izay miseho amin' ny tenda maharary miaraka amin' ny tazo maivamaivana; vetivety dia misy zavatra fotsifotsy miforona ka mandrakotra ny aty tenda na ny orona; raha tsy voavonjy haingana, dia mety hanentsina ny fiainan' ny marary ka mahafaty
Vocabulaire  4  Santé

Mis à jour le 2024/12/07