Entrée | 1 diakra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 (Fiv. kat.) Mpanampy ny mpisorona amin' ny fanomezana sakramenta indrindra, ka misy karazany roa, dia ireo miomana ho pretra ary ireo maharitra, izay mety ho olona manambady, arakaraka ny fanapahan-kevitry ny Kaonferansy Episkopaly [1.1] |
Vocabulaire |
4 Religions, Croyances |
Analogues | 5 diakona |
Anagrammes | 6 diakra, draika, driaka, kidara |
Mis à jour le 2020/07/31 |