Entrée | 1 diabeta |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1] |
Vocabulaire |
4 Santé |
Mis à jour le 2020/07/31 |