Entrée | 1 devoly |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Jereo demony |
Explications en anglais |
4 [1.2] the devil |
Explications en français |
5 [1.3] Mot par lequel les Protestants désignent les démons |
Exemples |
6 Fa raha tsy izany, izahay maty antoka, ary ny devoly faly. [2.649#] 7 Homeko asa, fa ny olona tsy miasa no sakaizan' ny fakam-panahy sy kilalaon' ny devoly. [2.499#] |
Vocabulaire |
8 Religions, Croyances |
Article |
9 Randzavola: devoly ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2024/12/08 |