Entrée | 1 darohana |
Radical | 2 daroka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Kapohina, velezina, tontana [1.1] |
Explications en français |
5 Qu'on bat, qu'on frappe: Aza darohana tahaka izany ny zaza kely (Ne frappez pas ainsi l'enfant) ~ Aza darohana mafy ny vary, fa mbola lena (Ne frappez pas trop fort en pilant le riz, parce qu'il n'est pas, encore assez sec) [1.3] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 10 darofana |
Anagrammes | 11 ahandroa, andaharo, andaroha, andrahoa, androaha, aran-doha, darohana, hadarona, handaroa, handoara, harodana |
Mis à jour le 2023/01/20 |