Entrée (1/2) | 1 danidany |
Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
3 Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [1.1] |
Explications en français |
4 Ballonnement, tension du ventre [1.3] 5 gonflé. [Tankarana] [1.19] |
Vocabulaire |
6 Santé |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 10 danidany |
Partie du discours | 11 adjectif |
Anagrammes | 12 andidian, danidany, dinadina, nadadiny, nadidina, nanadidy, nandidia |
Mis à jour le 2023/07/29 |