|
|
|
|

Entrée1  daholobe
Radical  2  daholo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitambaran' ny olona rehetra: Foto-kevi-pifandraisn' ny olona teto hatry ny ela fa tsy vaovao akory ny hoe: Ny tsirairay natao ho an' ny daholobe ary ny daholobe ho an' ny tsirairay, fototry ny fihavanana [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31