|
|
|
|

Entrée (1/5)1  boty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  lalana tery [1.1]

Entrée (2/5)4  boty
Partie du discours  5  adjectif
Explications en malgache  6  kely, madinika, tsy lehibe na be vava: Karama boty; hala-boty [1.1]
Mots composés 

Entrée (3/5)8  bôty
Partie du discours  9  adjectif
Explications en malgache  10  mahantra, ory, botry [Bezanozano] [1.78]

Entrée (4/5)11  boty
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  iavin' ny kamboty, simony, zaza tsy an-trano reny (maty na nisaoran' ny lahy ny reniny)
14  amin' ny Tsimihety, na ny kamboty ray ihany, na ny kamboty reny ihany, na ny maty ray sy reny, dia samy atao hoe boty. [1.10]
15  kamboty [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  16  orphelin
17  veau pour sacrifice [Tankarana] [1.19]
Dérivés 
18  Noms :
Synonymes  19  bôty

Entrée (5/5)20  boty
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  votsy [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  23  boty, bôty, Toby, toby, boty, bôty, Toby, toby

Mis à jour le 2020/07/31