|
|
|
|

Entrée1  bozenizeny
Radical  2  zenizeny
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fohy vaventy ary mbola iva indray noho ny zeny fotsiny: Bozenizeny kely iahy ilay fofombadin' Isambilo
5  [1.62#218] vaventiventy nefa fohifohy: Olona bozenizeny ny vazimba araka ny lovantsofina
Exemples  6  [2.356] Izy moa vavy fotsy, bozenizeny, mirezareza fandeha, katsikantsikana, ka toa hoatra ny mihomehy sahady izy tazaninay ankizy.

Mis à jour le 2024/12/11